Nanamboatra casier judiciaire

Accueil|Nanamboatra casier judiciaire
Justice | Autres | 15000 Ar
Date: 08-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #276

Rehefa nandeha nanao casier judiciaire teny amin'ny tribunal aho dia nisy rangahy nanatona ahy, marihina fa mbola tety ivelany aho tamin'io fotoana io.

Dia hoy izy tamiko:"Raha manome 15000Ar ahy ianao dia vita rhariva ny casier-nao, tsy aleonao ve mandoa toy izay hiandry afaka telo andro?"

Izaho tsy nanaiky fa nilaza fa aleo miandry ny rariny 

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco

Laissez un commentaire