Nanao kopia

Accueil|Nanao kopia
Etat Civil | Acte de naissance | Ar
Date: 2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #230

Indray andro nanao kopia tao amin'ny Firaisana faha-4 aho ary dia vita ara-potoana tsara ilay izy, tsy nisy tsolotsolotra, tsisy fanerena fa tena vita ara-potoana mihitsy, satria raha androany aho no nampiditra azy dia ny ampitson'io ihany dia vita.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

    Laissez un commentaire