Police | Circulation | 50000 Ar
Date: 2014 , Atsimo Atsinanana – Befotaka | Rapport #435
Nandeha anao vakansy tany Tamatave izay dia teo anelanelan'ny na teo antsasa-dalana nisy polisy nanakana anay ka nalainy ny taratasin'ny fiara dia tsy maintsy asiana vola hono ao araha tsy zany tsy azonareo ny taratasim-piara anareo.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le gouvernement
Laissez un commentaire