polisy tsy nanaiky nanao kolikoly

Accueil|polisy tsy nanaiky nanao kolikoly
Transport | Autre | Ar
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #419

Nandika lalàna ny taxi-be nandehananay taminy herinandro ka nosakanan'ny polisy ary nalain'ny polisy ny papier rehetra. Niezaka nanome vola moa ilay recevera fa tsy nety ilay polisy sady nampitahoatra ilay recevera dia tsy azo ilay papier dia niditra fouriére ilay taxi-be.
 

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire