Police | Autre | Ar
Date: 10-2015 , Analamanga – Ankazobe | Rapport #426
Ny dadatoako tompoko dia polisy misakan-dalana ireny .Nisy fiara lehibe nitondra hazo tsy nisy taratasy anefa nosakanany. Hanome vola be azy anefa ny mpitondra io fiara io mba ahafahany mande nefa tsy nanaiky nandray iloay vola izy fa saika hampiatra ny lalàna. Niantso olona anefa ily tompon'ny fiara ka dia nisy olo-manakaja ambony tonga teo amin'ny dadatoanay ka nialza hoe "avelao izy andeha".
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire