Santé | Autre | Ar
Date: 02-2013 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #416
Taminâ??ny vadiko narary tany aminâ??ny hopitaly dia nisy profesora izay nandray anay sady nikarakara tsara ny vadiko . Ary tonga matetika tany an-tranonay io profesora io taminâ??ny vadiko efa nivoaka ny hopitaly mba hanara-maso ny fahasalamany. Rehefa mba omenay vola moa izy dia tsy mety mandray fa asany hono no ataony.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire