Autre | Autre | 4000000 Ar
Date: 11-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #234
Maro ny kolikoly eo anivon'ny tafika malagasy.
Anisan'ny tranga iray hitako tamin'izany ny fanaovana "rengagement" izay tsy maintsy nandoavana vola mitentin 3 hatramin'ny 4 tapitrisa Ariary .
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
Laissez un commentaire