Justice | Procédures arbitraires | Ar
Date: 2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #423
Nisy dadatoanay nisy nitory tany amin'ny fitsarana tamin'ny endrikendrika nahazo azy . Reefa natao anefa ny fitsarana dia afaka madiodio izy . Tsy nanaiky anefa ny mpitory azy fa nampiakatra ny fitsrana ary nandoa vola be tany amin'ny fitsarana ary dia nigadra ilay dadatoanay.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
Laissez un commentaire