service de Police corrompu

Accueil|service de Police corrompu
Police | Autre | 200000 Ar
Date: 2014 , Sofia – Bealanana | Rapport #400

Nisy fiara vaventy iray mpitondra vary izay mihotra ny lanja tokony ho entiny. Rehefa nosakananâ??ny polisy anefa izy dia nándào vola 200000ar dia nalefanâ??ny polisy nandeha . Izany no mahatonga ny fahasimbanâ??ny lalana.

 

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire