Transport | Transport publique | Ar
Date: 12-2013 , Atsimo Andrefana – Ampanihy | Rapport #412
Tsy manaran-dalà na ny fiara nitondra anay tany Majunga satria nisy papier adino taty Antananarivo . Natao ny fifampiraharahana,nandritra ny ora roa anefa ny mpamily sy ilay polisy mpisankan-dalà na fa tsy nanaiky hatraminâ??ny farany ilay polisy fa tsy afaka nanohy ny dia izahay raha tsy manafatra anâ??ilay papier taty Antananarivo.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire