Etat Civil | Nouvelle CIN | 15000 Ar
Date: 06-06-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #233
Tamin'ny andro nanaovako kara-panondro dia nisy filaharam-be naharitra ora maromaro, ary efa nadiva hikatona n birao tamin'izay.
Nony avy eo anefa dia nisy mpiasa tao nanatona anay ary niresaka mangina taminay nilaza fa raha karakarainay izy dia azo ny androtr'io ihany ny kara-panondronay.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire