Police | Arrestation | Ar
Date: 10-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #387
 Nisy namaky ny grossiste iray ; dia niantso polisy ny tompon-trano. Tsy tratra ilay mpangalatra satria lasa izy ireo vao tong any polisy.Nahagaga fa rehefa nantsoina ilay nimero (satry very ny telefonina roa) dia naneno tany aminâ??ny ilay polisy. Nifanao kolikoly zany ilay mpangalatra sy ireo polisy.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire