Etat Civil | Acte de naissance | 1000 Ar
Date: 11-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #254
Narirariran'ny tompon'andraikitra foana aho tamin'ny nanao ilay kopia.
Ary nisy olona nilaza hoe raha tsy mandoa vola dia tsy ataon'izy ireo ny kopian-janako.
Voatery nanome vola miohatra aho noho izany.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
Laissez un commentaire