Fanamboarana kara-panondro

Accueil|Fanamboarana kara-panondro
Etat Civil | Nouvelle CIN | 50.000 Ar
Date: 10-07-2013 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #243

Tamin'ny nanao kara-panondro dia notakiana "certificat de nationalité malagasy" ny tenako satria ny anarako sy ny an'ny Ray aman-dReniko dia tsy misy anarana gasy , nefa ny raiko dia manana nationalité Malagasy ary efa naseho tamin'izy ireo izany.

Tsy nanaiky mihitsy moa izy ireo ka tsy maintsy nanome lelavola 50.000Ar nohon'ny filana CIN maika, ary niteny izy ireo hoe aza tenenina any amin'ny Bianco.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire