Fisondrotana grade

Accueil|Fisondrotana grade
Gendarmerie | Autres | 1000000 Ar
Date: 2013 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #266

Misy ny mpitandro filaminana efa tokony niakatra grade efa ela kanefa dia mitondra iny grade-ny mndritra ny valo , sivy, eny folo taona mihitsy ary ; kanefa tsy voasazy tsy naninona, na lettre de felicitation ary nananana fa tsy niakatra e.

Angamba tsy mahavoatolotolotra ohatry ny sasany dia mey ho izay angamba

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco

Laissez un commentaire