Secteur privé | Autre | Ar
Date: 2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #444
Mpivarotra moto eto aminy ville aho. Saingy nanafatra entana avy any ivelany aho. Misy sambo nefa fandefasanay entana ka sendra tsy niasa io sambo io taminâ??izany dia tsy alefa aty Madagasikara moa ilay entana satria maika be ka nisy sambo iray izay no nandefasanay ilay entana dia sendra ireny tia vola ireny moa izahay ka tsy manaiky izay raha tsy mandoa vola be izay vao tafavoaka ilay entana fa ajanon-dry zareo fa entana sandoka hono.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le gouvernement
Laissez un commentaire