Santé | Autre | Ar
Date: 2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #448
Narary niditra hopitaly ny zanako ka narary mafy . Vao tonga tao izay dia efa nahazo efitra moa izy taminâ??izany teo akaiky ny zanako moa nisy olonasahirana kely nefa mararay mafy ny zanany . Ka isaky ny mijery na mizaha ilay dokotera dia tsy mijeray anâ??io zaza iomihitsy satria tsy manam-bola andoavana fanafody soratany isaky ny iray minitra moa izy ka ilihan-dry zareo no mizaha azy.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le gouvernement
Leave A Comment