fivarota-panafody gabo raraka

Accueil|fivarota-panafody gabo raraka
Santé | Autre | Ar
Date: 2007 , Sofia – Antsohihy | Rapport #450

Sendra mba nanao fialan-tsasatra tany aho sy ny fianakaviako . Nanao fitsangatsanganana taminy fiarakodia izahay mba nidina tany aminâ??ny toerana somary ambanimbanivohitra kely. Sendra fotoananâ??ny tsean taminâ??io tanàna io taminâ??izay, efa hadinoka moa ilay anaranâ??ilay vohitra kely io. Maha lasa saina fa ny fivarota-panafody dia tsy misy valaka aminâ??ny fivarotana anana na legioma. Lasa saina aho nanao hoe : fa nahoana no dia mahazo alalàna manao izao ilay olona.
 

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le gouvernement

Laissez un commentaire