Services administratifs divers | Autre | Ar
Date: 2010 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #452
Nisy asa saika mba nataoko teo anivonâ??ny administration dimy taona lasa izay .Nisy poste vacante . Mila mahalala olona ao ambony ao vao tafiditra . Saingy tsy nisy fantatro ilay olona tao dia tsy tafidtra aho . Efa maro ny toy izany nanndalovako . Hany ka nahatonga tapa-kevitra ahy,nanao asa tena ,na asa tsy miankina aminy iza na aminy iza afa tsy izaho irery . Ohatrinâ??ny lasa mandreraka be le fidirana ho eo anatinâ??ny sehatra Administratif.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Le gouvernement
Laissez un commentaire