Impôts | Autres | Ar
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #462
Nitaraina tamiko izao ilay zanako lahy ny aminy afitsoky ireo mpitaky hetra eo anivon'ny fivondronana . Fa misy efatra karazany ilay olona mitaky hetra. Samy maka 2000ar isa-maraina sy isan-kariva ireo. Mampalahelo ilay izy aminy ireo izay kely entana ammidy . Izay tokony mba hividianana sakafo tsy maintsy omena an'ireto lehibe. Sady tsy misy fanajana no mandrahoan ny hanalan an'ilay mpivarotra tsy ahazo mivrotra eo ilay mpitaky.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire