Passeport | Autre | Ar
Date: 2005 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #463
Tamin'ny taona 2005,izahay telo mianaka, saika mba andeha hiala sasatra tany ampitandranomasina fa mba nitsikian'ny vintana tamin'iza. Teo ampikarakarana pasipaoro no nisy olana goavana maro samihafa ka voatery nijanona ka niandry fotoana hafa ela be taty aoriana .
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
Laissez un commentaire