Services administratifs divers | Autre | Ar
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #466
Fa nahoana moa no tsy mety hita ny asa mivaingana ataon'ireo ben'ny tanàna aorinan'ny fandraisany ny antsoina hoe vola fototra ianganana miasa. Tsy mifanaraka amin'ny tatitra aminy antsipiriany ny fandaniam-bola ataon'ny ambaratongam-pahefana rehetra. io no fototry ny kolikoly ka tsy mety resy foana.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
Laissez un commentaire