Justice | Autre | Ar
Date: 2013 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #467
Nisara-panabadiana ahosy ny vadiko dia nanao dingana aminy fanataterahana ny divorce . Efa hatrany tamin'ny taona 2010 izahay nikarakara an'izany zavatra izany . Tonga ity ny taona 2015 fa mbola tsy tapaka tanteraka ilay izy. Toa avezivezy fotsiny izahay ,sady ny vola nangatahin-dry zareo mpiandraikitra an'ilay izy anefa dia tena vola be . Tsy fantatro koa hoe ,noho ny tsy fahalalanay ve sa tena izay ny zava -misy marina.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire