Transport | Transport publique | 2000 Ar
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #468
Avy tany antsirabe aho tamiy roa volana lasa izay. Nahita ahofa isaky ny hisy polisy hisava taratasy momba ilay fiara taxi-brousse dia efa manomana vola 1000-2000ar ilay sofera dia asisika ao anaty ilay papier. Raisin'ilay polisy ilay taratasy ny ilay fiara dia mody nihodikodina any aorian'ilay fiara. Rehefa avy eo de alefany mandeha ilay taxi-brousse.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Les médias
Laissez un commentaire