Justice | Procédures arbitraires | Ar
Date: 2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #470
Tamin'iray volana lasa teo iny. Dia nisy naka ankeriny ny zanako faravavy . Fantatra ilay olona nahavanondoza sy ny fianakaviany ,rehefa nanao ny procedure rehetra anivon'ny administration izaho renin'ilay zazavavy dia hita fa tsy dia rototra ireo manapahefana amin'ilay raharaha . Kay hono izy ireto miandry vola avy aty amiko . Nomena vola misimisy ihany tao izay vao nihetsika izy ireo hisambotra an'ilay nahavanon-doza,ny herin'andro taty aoriana.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Le gouvernement
Laissez un commentaire