Police | Autre | Ar
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #472
Nametraka fitarainana tany any amlin'ny polisy izahay satria nisy zandrinay tsy hita izay. Noho ny tonga tany izahay di tsy norarahin-dry zaeo ary namoramorainy ny zavatra. Tsy maintsy nanome vola anefa izahay mba ahafahany mikarakara tasra sy manao ny fanadihadiana lalina .
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire