Justice | Jugement | 17000 Ar
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #475
Ny taniko rehefa tsy nampiasaiko nandritry ny fotoana vitsivitsy satria miasa tany amin'ny province aho dia nisy nampiasa ilay tany ka nanorenany trano. Nitory tany amin'ny tribonaly anefa aho satria manana ny taratasin'ny tany rehetra. Resy anefa aho satria efa nanao taratasy sandoka ilay karana nangalatra ny taniko ary nandoa vola be teo no eo amin'ny 17000ar.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire