Gendarmerie | Circulation | Ar
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #476
Ny mpamilin'ilay taxi-be nandehananay dia tsy mpamily fa recevera fa misy zavatra nataon'ilay mpamily . Sendra nisy zandary tampoka anefa teo Maroho ka dia voasakana ilay fiara ary nosazian'ireo zandary ilay recevera nanao mpamily. Nandoa vola ihany moa ilay recevera fa tsy noraisin'ireo zandary fa ain'olona no lalaovin'ilay recevera.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire