Mpivarotra amoron-dalana tsy voahala mintsy fa vadina olona ambony ao amin’ny kaominina

Accueil|Mpivarotra amoron-dalana tsy voahala mintsy fa vadina olona ambony ao amin’ny kaominina
Services municipaux | Autre | Ar
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #478

Izaho moa mpivarotra amoron-dalana eto Anosy ary misy fotoana dia tonga ety aminay ety ny mpiasan'ny kaominina manangona ireo mpivarotra amoron-dalana sady mandrohaka entana. Namarihina anefa fa misy Ramatoa iray tsy taitra mihintsy rehefa tonga ny mpiasan'ny kaominina satria vadina olona ambony ao amin'ny kaominina izy io ary tsy raofin'ny kaominina ny entany amidiny.
 

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire