Education | Accès à l’université | 1000000 Ar
Date: 2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #479
Misy ankizy miaraa-mianatra aminay amin'izao fotoana izao,tampoka tsy tsy afaka tamin'ny selection de dossier tato amin'ny Faculté Medecine akory nefa mianatra ato aminay ary ao anatin'ny lisitry ny mpianatra ny anarany. Rehefa nantoaniana moa izy dia nilaza fa nandoa 1000000ar tany amin'ny Doyen hono ny dadany.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire