Autre | Autre | Ar
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #483
Ny mpiasan'ny OMDA iray nandroaka ny kapila mangirana piraty namidiko dia fetsifetsy satria noraofiny ny kapila mangirana piraty tay amiko dia amidiny mora any ambadimbadika any indray avy eo nefa raha ny lalàna dia tokony ho dorana.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
Laissez un commentaire