Santé | Autre | 20000 Ar
Date: 2014 , Itasy – Arivonimamo | Rapport #485
Niteraka tany amin'ny hopitalim-panjakana ny zokiko. Efa tena nihetsi-jaza be izy nefa tsy noraharahian'ilay razazy tao .Niezaka ny nitalaho taminy aho fa odiany tsy re ny teniko . Tonga saina tampoka aho ka nanome vola 20000ar azy . Taorianan'izay dia notambatambazany sy noraisidraisiny tsara izahay avy eo
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire