Police | Autre | Ar
Date: 2014 , Sofia – Bealanana | Rapport #487
NIsy vono olona nahatsiravina tany amin'ny toerana iraya izay nipetrahako taloha . Tratra ireo mpamono olona ka nalefa tany am-ponja avy hatrany. Akory anefa any fahatairanay afaka herinandro taorin'niny fa mbola afaka mandehandeha sy miaina tahaka ny olon-drehetra ihany ireo mpanao ratsy,marihina fa mpanakarena be ireo olona ireo.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire