Autre | Autre | 300000 Ar 
Date: 2014 , Sava – Andapa | Rapport #488 
Niaraka nametraka demanded'emploi izahay sy lehilahy iray. Izaho manana mari-pahaizana "maitrise" ary efa mba manana traikefa aminy resaka asa ihany. Ny any ilay lehilahy kosa bacc ny diplaomany . Indrisy anefa fa tsy voaray aho satry tsy nandoa vola fa izy kosa nandoa vola be.
Le citoyen n’a  pas demandé à ce que le rapport soit partagé
							 
															 
			
			
											 
									
Leave A Comment