Nandoa vola zay vao azo ilay taratasim-panjakana

Accueil|Nandoa vola zay vao azo ilay taratasim-panjakana
Etat Civil | Acte de naissance | 2000 Ar
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #491

Nisy fotoana nanamboarako bulletin de naissance tao, dia amin'ny droa ora ny fara-fandraisana an'izany dia izaho anefa mbola tonga alohaloha an'io ora voatondro io, kanefa dia tsy noraisin'ilay tompon'andraikitra aho fa hoe efa tsy mandray intsony hono;ilay zavatra nefa ilaina maika be dia tsy maintsy mandoa vola aho vao noraisiny.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire