Education | Autre | Ar
Date: 2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #493
Nisy zanaka mapanankarena izay niaranianatra tamiko tamin'izany, ary izy zara fa mianatra nefa tsy maintsy afaka foana nefa dia hita izao ny valim-panadinana fa tsy mipasy izy nefa rehefa fidirana amin'izay dia mifindra kilasy foana izy.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire