polisy nanakana dia nitaky vola vao navelany

Accueil|polisy nanakana dia nitaky vola vao navelany
Transport | Autre | 30000 Ar
Date: 2013 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #494

Nisy fotoana andeha hanao voyage d'etude izahay , ny fiara nitondra anay no sendra tsy dia ar-dalàna ,ka noho izany no sakan'ny polisy anay ary tsy navelany nandeha . Nohon izany dia tsy maintsy nanome vola ilay polisy ,ny sofera vao afaka nandeha izahay.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire