Mpanao ratsy voavela fa ny iatraran’ilay ratsy voapanga

Home|Mpanao ratsy voavela fa ny iatraran’ilay ratsy voapanga
Justice |
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #496

Nisy raharaha izay teny amin’ny fitsarana, nisy olona iray teo akainay tratra nangalatra, dia rehefa niakatra fitsarana izy dia nahagaga fa tsy izy indray no nigadra fa ilay olona mpitory.

 

Le citoyen n’a pas demandĂ© Ă  ce que le rapport soit partagĂ©

Leave A Comment