fanaovana acte de naissance

Home|fanaovana acte de naissance
Etat Civil | Acte de naissance | 5000 Ar
Date: 04-04-2011 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #500

Raha nanao kopia tao amin'ny firaisana faha IV . Tsy nety nandray ana ilay olona raha tsy nanome vola be ny tenako ,lazin'ny fa lany andro ny fangatahako nefa raha ny marina dia tsy mbola lany andro izy io.Voaray ny kopia

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias

Leave A Comment