Police | Circulation | Ar
Date: 19 août 2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1325
Voasakany police tokoa ny tenako izay nitondra ireo tanora nanao iraka tany Kivalo ka notazomin'ny police teo izahay.Marihina moa fa dia nihoatra iray ireo tanora nandesiko nefa izany dia efa misoratra ao anatiny ilay ordre de mission.tsy nanaiky izany moa ireo police ka dia notazomindreo teo izahay ary manao fihetsika mitaky vola izany.Ela ny ela moa dia nalaindreo ny papier-ko ary vonona koa ny tenako handoa ny droit de fourriere satria dia tsy nanaiky nanome vola an'ireo police ny tenako
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire