Acte de décès

Accueil|Acte de décès
Etat Civil | Acte de décés | 20000 Ar
Date: 2016 , Atsinanana – Toamasina I | Rapport #1139

Nandeha naka acte de deces tao amin'ny la mairie ka hoy izy ireo mbola mila maka taratasy any Ambatondrazaka kanefa mbola ho ela be vao vita raha izany. Niteny ilay mpiasa tao fa hoe raha manome vola azy aho dia vita malaky ilay acte de deces

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire