Ady tany ao amin’ny tribunaly Anosy

Accueil|Ady tany ao amin’ny tribunaly Anosy
Domaine foncier | Autre | Ar
Date: 16-12-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #379

Lasan-dry zareo mppibodo tany ny “plan cadastrale” tao amin’ny Domaine,kanefa raha ny tokony ho izy di any tompony ihany no mahazo maka an’ireny kanefadia tafavoaka tao ilay izy satry izy ireo nanome vola be an’ilay mpiasan’ny Domaine.Noho io omana io dia tsy mety vita ny ady eny amin’ny tribunal efa ho valo taona izay.

 

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias

Laissez un commentaire