Barrage eny amin’ny RN 34

Accueil|Barrage eny amin’ny RN 34
Gendarmerie | Circulation | Ar
Date: 20 octobre 2015 , Menabe – Mahabo | Rapport #1288

Raha nanao voyage ny tenako dia nahita fa tsy navelany gendarme handeha mihintsy izahay raha tsy manome vola ireo gendarme mpnao barrage.tsy naneky izany anefa ilay chauffera fa dia notazomindreo,notadiavindreo olana teo,nolaizandreo fa sola ny pneu nefa araka nolazain'ilay chauffera fa mbola tapa-bolana no nanao visite technique teny amin securité routiere ilay tomobily.Setriny ka tezitra  ny mpandeha ka nanatona ireo zandary farany dia nalefan'ireo zandary ihany ilay fiara

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire