Fandraisana mpiasa tao amin’ny JIRAMA

Accueil|Fandraisana mpiasa tao amin’ny JIRAMA
Eau et électricité | Autre | Ar
Date: 2014 , Menabe – Morondava | Rapport #1287

Nanao ny fifaninana hiditra hiasa tao amin JIRAMA ny tenako ka nisy olona tompon'andraikitra ao niteny tamiko oe raha te ho tafiditra hiasa ato ianao dia jerevo ary reglevo ny momba ahy dia omeako anao io poste io.Tsy nanambola moa zaho tamin zay de voatery tsy nanome azy mintsy

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire