contre visite

Accueil|contre visite
Gendarmerie | Circulation | 5000 Ar
Date: 2017 , Analamanga – Antananarivo Atsimondrano | Rapport #1820

Mbola tsy vita visite ny fiara noentiko ka nalain’ilay gendarme ny taratasy rehetra. Rehefa nandeha aho niaraka amin’ilay taratasy milaza fa voasazy, dia nantsoin’ilay gendarme indray hoe raha manome vola dia tsy mila mandany fotoana makany amin’ny birao aho fa omeny ahy eo no eo ihany ilay taratasy.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire