Fakana position militaire

Accueil|Fakana position militaire
Services administratifs divers | Légalisation de signature et certification | Ar
Date: Mars 2016 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #1381

Misy olona telo izahay tonga tao amin'ny Défense haka position militaire. Mbola tsy tonga ny carte vert-ko. Mba anamboary aho tompoko hoy aho na anafaro haingana any Antananarivo. Tsy manao izany izahay tompoko na dia omenao vola aza, hoy ilay Rangahy.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire