Fandraisana mpiasa

Accueil|Fandraisana mpiasa
Secteur privé | Autre | Ar
Date: Juillet 2016 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #1380

Nanao entretien aho tany amin’ny ONG Bel Avenir. Mpampianatra telo no ho raisina, kanefa betsaka izahay. Faranay nony tonga teo amiko dia niteny aho hoe: azafady Madama mba raiso aho fa tsy maninona tsy omena karama amin’ny volana voalohany. Tsia avy hatrany ny valiny ary « non » hoy ilay vazaha.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire