Fanalana mpivarotra amoron-dalana

Accueil|Fanalana mpivarotra amoron-dalana
Services municipaux | Autre | 50000 Ar
Date: Avril 2017 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #1863

Nalain'ny mpitandro ny filaminana ny entana namidiko dia nataony tamin'ny fiara hafa fa tsy tao amin'ny fiaran'ny municipale ilay izy ary nasaina nilahatra naka entana ary mila manome vola 50 000 ariary

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire