Fanamboarana kopia

Accueil|Fanamboarana kopia
Etat Civil | Acte de naissance | Ar
Date: 16 novembre 2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1342

Mpianatra ny tenako ka nisy karakara kopia,rehefa natao izany dia efa hitako ny vola aloa amin'izany.Raha vaonanome ilay vola moa ny tenako dia amboniny vola saika homeko no noteniny ilay olona nanamboatra azy.Tsy nanaiky izany moa ny tenako fa nambarako azy ny vola tokony haloa izay mipetaka eo amin'ny affichage,tsy nanaiky izany anefa izy fa mbola mhizingizina hanomezana ilay vola farany notenenikoizy hoe tsy tokony eto aminao no andoavako an'ity vola ity fa eny amin'ny caisse.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire