Circulation

Accueil|Circulation
Police | Circulation | 10000 Ar
Date: 19 avril 2017 , Menabe – Morondava | Rapport #1347

nitondra moto ny tenako ka saingy nanadino casque dia voasakany police.Ka nanontaniany  aia casque-nao.tsy nanan-kolazaina aho satria dia marina tokoa ny nataon'ilay police.Notazominy arak'izany teo aho ary ilay moto koa nitady fifanpiraharahana teomoa zaho mba ahafahako mitondra ilay moto fa mandreraka ilay mivezivezy mandeha amin'ny biraon'ny ploice eny ka niteny tamin'ny aho ty ra -chef mba raiso fa otrany taraiky le bandy fa ataovy ihany fifanarahana.nandray izany anefa ilay police satria nameako 10000Ar izy,andao hoy ilay police fa aza atao koa amin'ny manaraka

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire